36 lines
1.2 KiB
Markdown
36 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Jesosy manohy mampianatra ny vahoaka.
|
||
|
|
||
|
# Raha mbola nitombo ny vahoaka
|
||
|
|
||
|
"raha nitombo ny olona nanatona ny vahoaka"
|
||
|
|
||
|
# Ity taranaka ity dia taranaka ratsy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "taranaka" dia maneho ny olona ao amin'izany. DH: ''Ny olona niaina tamin'izany fotoana izany dia olon-dratsy"
|
||
|
|
||
|
# Mitady famantarana izy
|
||
|
|
||
|
"Mila Ahy hanome famantarana izy ireo" na "Maro aminareo no mila Ahy hanao famantarana aminareo." Ny fanazavana momban'ny karazana famantarana tadiavin'izy ireo dia afaka atao mazava tsara. DH: "Maro aminareo no mila Ahy hanao fahagagana ho porofo fa avy amin' Andriamanitra Aho"
|
||
|
|
||
|
# tsy hisy famantarana aseho azy
|
||
|
|
||
|
DH: "Tsy hanome famantarana azy ireo Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# famantaran'i Jona
|
||
|
|
||
|
"izay nitranga tamin'i Jona" na "ny fahagagana nataon'Andriamanitra ho an'i Jona"
|
||
|
|
||
|
# Fa tahaka ny nahatonga an'i Jona ho famantarana ... toy izany koa ... ity taranaka ity
|
||
|
|
||
|
Ity dia midika fa Jesosy dia hanompo ho famantarana avy amin'Andriamanitra ho an'ireo Jiosy tamin'izany andro izany mitovy tanteraka amin'ny fomba nanompoan'i Jona ho famantarana avy amin'Andriamanitra ho an'ireo olon'i Ninive.
|
||
|
|
||
|
# Zanak'Olona
|
||
|
|
||
|
Jesosy maneho ny tenany ihany.
|
||
|
|
||
|
# ity taranaka ity
|
||
|
|
||
|
"ny olona miaina amin'izao"
|