40 lines
1.3 KiB
Markdown
40 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany momban'ny vavaka.
|
||
|
|
||
|
# Iza aminareo no hanana
|
||
|
|
||
|
Jesosy nampiasa ity fanontaniana ity mba hampianarana ireo mpianatra. DH: "Eritrereto hoe ny ray amintsika dia manana" na "Eritrereto hoe ianao dia manana"
|
||
|
|
||
|
# mba ampindramo mofo telo aho
|
||
|
|
||
|
"avelao aho hindrana mofo telo" na "omeo mofo telo aho dia ho efaiko aminao ao aoriana." Ilay mpampiantramo dia tsy manana sakafo efa vonona haroso ho an'ny vahininy mihintsy.
|
||
|
|
||
|
# mofo telo
|
||
|
|
||
|
Ny mofo dia nampiasaina foana mba hanehoana sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "sakafo sahaza nomanina ho an'ny olona mba ho hanina"
|
||
|
|
||
|
# vao tonga avy lavitra
|
||
|
|
||
|
Ity dia milaza fa lavitry ny trano izy ireo. DH: "nandeha dia lavitra ary vao tonga ato an-tranoko"
|
||
|
|
||
|
# tsy manana na inona na inona haroso azy
|
||
|
|
||
|
"tsy manana sakafo vonona haroso azy"
|
||
|
|
||
|
# Tsy afaka mitsangana aho
|
||
|
|
||
|
"tsy mora amiko ny mitsangana"
|
||
|
|
||
|
# Milaza aminareo Aho
|
||
|
|
||
|
Jesosy niresaka tamin'ireo mpianatra.
|
||
|
|
||
|
# manome mofo anareo aza izy satria namany ianareo
|
||
|
|
||
|
Jesosy miresaka amin'ireo mpianatra toy ny hoe izy ireo ilay mangataka mofo.
|
||
|
|
||
|
# fikirizana tsy misy henatra
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ny zava-misy fa ilay olona mangataka mofo dia tsy miraharaha ny zava-misy hoe tsy mora amin'ilay namany ny mitsangana amin'ny sasan-kalina mba haka ilay mofo ho azy.
|