20 lines
817 B
Markdown
20 lines
817 B
Markdown
|
# Avy eo dia niodina teo amin'ireo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "mangingina" dia manondro fa irery niaraka tamin'ireo mpianany Izy. DH: "Taty aoriana, rehefa irery niaraka tamin'ireo mpianany Izy, dia niodina teo amin'izy ireo ka nilaza hoe"
|
||
|
|
||
|
# Sambatra izay mahita ireo zavatra izay hitanareo
|
||
|
|
||
|
Ity dia mety maneho ireo asa tsara sy fahagagana izay nataon'i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# fa tsy hitan'izy ireo izany
|
||
|
|
||
|
Ity dia milaza fa Jesosy dia tsy mbola nanao ireo zavatra ireo. DH: "fa tsy afaka nahita ireo satria tsy mbola nataoko izany"
|
||
|
|
||
|
# ireo zavatra izay renareo
|
||
|
|
||
|
Ity dia mety maneho ny fampianaran'i Jesosy. DH: "ireo zavatra izay renareo fa nolazaiko"
|
||
|
|
||
|
# fa tsy ren'izy ireo izany
|
||
|
|
||
|
Ity dia milaza tsy mbola nampianatra Jesosy. DH: "fa tsy afaka nandre ireo satria tsy mbola nanomboka nampianatra Aho"
|