plt_tn/luk/08/36.md

16 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo izay nahita izany
"ireo izay nahita ny zava-nitranga"
# nahasitrana ilay lehilahy nanjakan'ny demonia
DH: "Jesosy nanasitrana ilay lehilahy izay nanjakan'ny demonia"
# heniky ny tahotra mafy izy ireo
DH: "lasa natahotra mafy izy ireo"
# miverina
"hiverina manerana ny farihy"