plt_tn/luk/08/16.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy amin'ny fanoharana hafa avy eo Izy mamarana ny resaka amin'ireo mpianany eo am-panamafisana ny andraikitry ny fianakaviany amin'ny asany.
# Ary, tsy misy olona
Ity dia manamarika ny fiantombohan'ny fanoharana iray hafa.
# tsy misy takona izay tsy ho ampahafantarina
DH: "ny zavatra rehetra izay afenina dia ho ampahafantarina"
# na zavatra miafina izay tsy ho fantatra ary hiseho eo amin'ny hazavana
DH: "ary ny zavatra rehetra izay miafina dia ho ampahafantarina sy hiseho amin'ny hazavana"
# izay manana, dia mbola homena bebe kokoa
Mazava tsara ao amin'ny hevitra fa Jesosy dia miresaka momban'ny fahazoana sy finoana. DH: "'na iza na iza manana ny fahazoana dia homena fahazoana bebe kokoa" na "Andriamanitra dia hanafaka ireo izay mino ny marina mba hatakatra bebe kokoa"
# fa ho an'izay tsy manana kosa ... ho esorina aminy
Mazava tsara ao amin'ny hevitra fa Jesosy dia miresaka momban'ny fahazoana sy finoana. DH: "'Fa na iza na iza tsy manana fahazoana dia hanary ny fahazoana eritreretiny fa efa nananany." na "Fa Andriamanitra dia tsy hampahazo ireo izay tsy mino ny marina na dia ny zavatra kely eritreretin'izy ireo fa efa azony aza."