32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Jesosy manomboka miresaka amin'ny vahoaka ny momban'i Jaona mpanao batisa.
|
||
|
|
||
|
# Inona ... volotara nahozongozon'ny rivotra ve?
|
||
|
|
||
|
Ity dia manantena valiny tsia. "hijery volotara nahozongozon'ny rivotra ve no nivoahanareo? Mino aho fa tsia!" DH: "Tsy hisalasalana fa tsy hijery volotara aozongozon'ny rivotra no nivoahanareo!"
|
||
|
|
||
|
# Volotara nahozongozin'ny rivotra
|
||
|
|
||
|
"olona izay mora miova hevitra."
|
||
|
|
||
|
# Fa inona ... lehilahy miakanjo soa ve?
|
||
|
|
||
|
Ity ihany koa dia manantena valiny tsia, hatramin'ny nanaovan'i Jaona akanjo marokoroko. "Jijery lehilahy miakanjo soa ve no nivoahanareo? Mazava ho azy fa tsia!" DH: Tsy hijery lehilahy miakanjo soa mihintsy no nivoahanareo!"
|
||
|
|
||
|
# lapan'ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Ny lapa dia goavana, trano lafo vidy izay ipetrahan'ny mpanjaka.
|
||
|
|
||
|
# Fa inona ... mpaminany ve?
|
||
|
|
||
|
Ity dia mitarika any amin'ny valin-teny manaiky. "Hijery mpaminany ve no nivoahanareo? Mazava ho azy fa eny!" DH: "Fa nivoaka hijery mpaminany ianareo raha ny marina!"
|
||
|
|
||
|
# Eny, hoy Aho aminareo
|
||
|
|
||
|
Jesosy nilaza ity mba hanamafisana ny maha-zava-dehibe an'izay ho lazainy manaraka.
|
||
|
|
||
|
# mihoatra lavitra noho ny mpaminany
|
||
|
|
||
|
Ity fehezanteny ity dia midika fa tena mpaminany tokoa Jaona, fa mbola lehibe lavitra noho ny mpaminany miavaka. DH: "tsy mpaminany tsotra fotsiny" na "lehibe noho ny mpaminany tsotra"
|