plt_tn/luk/07/01.md

12 lines
442 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy miditra ao Kapernaomy izay hanasitranan'i Jesosy mpanompon'ny kapiteny.
# teo anatrehan'ny vahoaka
Ny fomba fiteny hoe "teo anatrehana" dia manamafy fa nila azy ireo handre izay nolazainy Jesosy. DH: "tamin'ireo olona izay nihaino Azy" na "tamin'ireo olona izay nanatrika teo" na "mba hihainoan'ireo olona Azy"
# niditra tao Kapernaomy Izy
Ity dia manomboka tranga vaovao ao amin'ny tantara.