plt_tn/luk/06/37.md

24 lines
640 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aza mitsara
"aza mitsara olona" na "aza manakiana mafy olona"
# ary ianareo
"ho valin'izany, ianareo dia"
# Tsy ho tsaraina ianareo
Jesosy tsy niteny hoe iza no tsy hitsara. Ireo dika ny azo atao: 1) "Tsy hitsara anareo Andriamanitra" na "tsy hisy olona hitsara anareo"
# Aza manameloka
"Aza manameloka olona"
# Tsy ho melohina ianareo
Jesosy tsy niteny hoe iza no tsy hanameloka. Ireo dikany azo atao: 1) "Tsy hanameloka anareo Andriamanitra" na 2) "Tsy hisy olona hanameloka anareo"
# ho avela ianareo
Jesosy tsy niteny hoe iza no hamela. Ireo dikany azo atao: 1) "Hamela anareo Andriamanitra" na 2) "Hamela anareo ny olona"