12 lines
493 B
Markdown
12 lines
493 B
Markdown
|
# Ankehitriny ny famaky dia mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo
|
||
|
|
||
|
Ny famaky izay eo amin'ny toerany mba ho afaka hanapaka ny fakan'ny hazo izany dia sariteny ho an'ny famaizana izay efa hiantomboka. DH: Andriamanitra dia toy ilay lehilahy izay nametraka ny famakiny teo amin'ny fakan'ny hazo"
|
||
|
|
||
|
# ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia voakapa
|
||
|
|
||
|
DH: "kapainy avokoa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara"
|
||
|
|
||
|
# natsipy tany amin'ny afo
|
||
|
|
||
|
ny "afo" ihany koa dia sariteny ho an'ny famaizana.
|