20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# mamokatra voa mendrika ny fibebahana
|
||
|
|
||
|
Amin'ity sariteny ity, ny fitondran-tenan'ny olona iray dia ampitahaina amin'ny voa. Toy ny handrasana amin'ny zava-maniry iray mba hamokatra voa izay mifanaraka amin'izany karazana zava-maniry izany, dia handrasana amin'ny olona iray izay milaza fa nibebaka koa ny hiaina amin'ny fahamarinana. DH: "mamokatra ny karazana voa izay mampiseho fa nibebaka ianao" na "manao ireo zavatra tsara izay mampiseho fa niala tamin'ny fahotanao ianao"
|
||
|
|
||
|
# miteny ao anatinareo
|
||
|
|
||
|
"miteny amin'ny tenanareo" na "mieritreritra"
|
||
|
|
||
|
# Izahay manana an'i Abrahama ho rainay
|
||
|
|
||
|
"Abrahama dia razambenay" na "Taranak'i Abrahama izahay." Raha tsy mazava tsara hoe nahoana izy ireo no niteny izany, dia mety hampianao ity fanazavana ity hoe: "mba tsy ho sazin'Andriamanitra izahay"
|
||
|
|
||
|
# manangana zanaka ho an'i Abrahama
|
||
|
|
||
|
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "mamorona zanaka ho an'i Abrahama" na "manao ny olona ho tonga taranak'i Abrahama."
|
||
|
|
||
|
# avy amin'ireto vato ireto
|
||
|
|
||
|
Jaona dia mety miresaka an'ireo vato eo amin'ny reniranon'i Jordana.
|