plt_tn/luk/01/21.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Ity dia mampiseho izay tsy hita ao amin'ny tantara avy amin'izay nitranga tao anatin'ny tempoly ho amin'izay nitranga tany ivelany. DH: "Tamin'ny fotoana" na "Raha niresaka ilay anjely sy Zakaria."
# Ary fantatr'izy ireo fa nahita fahitana izy tamin'izy tao an-tempoly. Nanao baiko moana tamin'izy ireo izy ary nijanona moana
Ireo zavatra ireo dia mety nitranga tamin'ny fotoana iray ihany, ary ny famantaran'i Zakaria nanampy ny olona nahazo fa nanana fahitana izy. Mety hanampy ny mpihainonao ny fanovana ny filaharan'ny fanehoana izany. DH: "Nanao baiko moana tamin'izy ireo izy ary nijanona moana. Ka fantatr'izy ireo fa nanana fahitana izy tamin'izy tao an-tempoly"
# fahitana
Ny famaritana teo dia manondro fa nanatona an'i Zakaria tao an-tempoly ilay anjely. Ny olona, tsy nahalala izany, dia nilaza fa nanana fahitana Zakaria.
# Ary rehefa tonga
Ity fehezanteny ity dia mampandroso ny tantara ho amin'ny fotoana niafaran'ny asan'i Zakaria.
# Nakany an-tranony izy
Zakaria dia tsy nipetraka tao Jerosalema, izay nisy ny tempoly. Nandeha nankany an-tanànany izy.