plt_tn/luk/01/14.md

24 lines
772 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Satria
"Satria" na "fanampin'izany"
# fifaliana sy firavoravoana
Ireo teny roa ireo dia mitovy dika ary afaka atambatra raha tsy manana fomba filaza mifanakaiky ny fiteninao. DH: "tena ravo"
# amin'ny fahaterahany
"nohon'ny fahaterahany"
# ho lehibe eo imason'ny Tompo izy
"ho olona tena manan-danja izy amin'ny Tompo" na "Ho raisin'Andriamanitra toy ny olona manan-danja izy"
# ho feno ny Fanahy Masina izy
Afaka atao tso-drafitra io. DH: "ny Fanahy Masina dia hanome hery azy" na "hitari-dalana azy ny Fanahy Masina." Kendreo tsy hitovy amin'ny mety hataon'ny fanahy ratsy amin'ny olona iray izany.
# hatrany an-kibon-dreniny
Ny olona dia efa feno ny Fanahy Masina teo aloha, fa tsy mbola nisy nandre zaza mbola tsy teraka nefa feno ny Fanahy Masina izany.