plt_tn/lev/18/21.md

12 lines
606 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona mba tsy handoto azy ireo.
# Aoka ianareo tsy hanome ireo zanakareo ho atao eo amin'ny afo
Ny andian-teny "ampandalovina amin'ny afo" dia midika fandorana zavatra amin'ny afotoy ny sorona. DH: "Aoka tsy handoro velona ny zanakareo ianareo"
# tsy mahazo maniratsira ny anaran'Andriamanitrareo ianareo
Eto, ny teny "maniratsira" dia midika hoe manala baraka. Ny teny "anarana" dia manodro ny tenan'Andriamanitra. DH: "Aoka ianareo tsy hanala baraka ny an'Andriamanitrareo"