plt_tn/lev/15/31.md

8 lines
481 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izany no fomba tokony hanasarahanao ny vahoakan'Israely amin'ny fahalotoan'izy ireo
Yaveh dia miresaka ny amin'ny fampitandremany ny vahoaka mba tsy ho amin'ny fahalotoana toy ny hoe mihazona ireo vahoaka ireo mba lavitry ny fahalotoana. DH: "Izany no fomba tsy maintsy hampitandremanao ny vahoakan'israely mba tsy haloto.
# ny fahalotoan'izy ireo
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana sy tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.