plt_tn/lev/13/47.md

28 lines
678 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny akanjo izay nifindran'ny maty fotsy
"Ny akanjo misy maty fotsy"
# nifindrana
Lasa maloto satria niampy zavatra mampidi-doza izany.
# maty fotsy
Holatra, fotsy ny lokony matetika, izay mitombo amin'ny zavatra misy hamandoana.
# na zavatra vita tamin'ny tenona na nozairina
Dh : "na zavatra izay notenonina na nozairin'ny olona"
# raha misy fifindrana manopy maitso na somary mena amin'ilay akanjo
"raha misy maty fotsy maopy maitso na manopy mena amin'ilay akanjo"
# zavatra vita tamin'ny hoditra
DH: "Zavatra izay namboarin'ny olona tamin'ny hoditra"
# tsy maintsy aseho amin'ny mpisorona izany
DH: "tsy maintsy mampiseho izany amin'ny mpisorona ilay tompony"