plt_tn/lev/11/24.md

16 lines
601 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manomboka miteny amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.
# Raha mikasika ny fatin'ny iray amin'ireo ianareo dia haloton'ireo biby ireo mandra-paharivan'ny andro
DH: "Ny fatin'ireo biby ireo dia handoto anareo raha mikasika izany ianareo"
# ianareo dia haloto
Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra nohon'ny fikasihana ny iray tamin'ny fatin'ireo biby ireo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ilay olona.
# ireo biby ireo
Io dia manondro ireo biby izay hotanisainy ao amin'ny andininy manaraka.