plt_tn/lev/07/11.md

24 lines
737 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny mofo tsy misy lalivay saingy nafangaro tamin'ny menaka
DH: "ny mofo namboariny tsy misy lalivay fa kosa mifangaro amin'ny menaka"
# mofo ...mifangaro amin'ny menaka
Eto, ny "mofo" dia manondro mofo matevina.
# ny mofo tsy misy lalivay, saingy mihosotra menaka
DH: "ny mofo manify tsy misy lalivay fa kosa mihosotra menaka"
# mofo ...mihosotra menaka
Eto, ny "mofo" dia manondro mofo manify.
# ny mofo natao tamin'ny koba tsara toto izay nolaroina tamin'ny menaka
DH: "DH: "mofo namboariny tsy misy lalivay fa kosa voalaro tamin'ny menaka"
# mofo natao tamin'ny koba tsara toto
Eto, ny "mofo" dia manondro mofo matevina. Mitovy amin'ilay karazana mofo teo aloha ihany io fa kosa natao tamin'ny koba tena malemy indrindra.