plt_tn/lev/04/18.md

16 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hanosotra
"ilay mpisorona dia hanosotra"
# ireo tandroky ny alitara
Io dia manondro ny zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'ireo.
# handraraka ilay rà rehetra
"handraraka ny ambin'ilay rà rehetra izy"
# ny sabora rehetra eo amin'izany izy ary handoro izany
"ny sabora rehetra avy amin'ilay omby ary handoro ny sabora"