12 lines
534 B
Markdown
12 lines
534 B
Markdown
|
# atolony eo anoloan'i Yaveh izany
|
||
|
|
||
|
"atolony eo amin'ny fanatrehan'Yaveh izany" na "atolony ho an'i Yaveh izany"
|
||
|
|
||
|
# Hametraka ny tanany eo an-dohan'ny
|
||
|
|
||
|
Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona.
|
||
|
|
||
|
# hamafy ny ràny amin'ny sisin'ny alitara ireo zanaka lahin'i Arona
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa mialohan'ny hanapariahana ilay rà, dia mitaty rà amin'ny lovia jobo izy ireo rehefa mijininiaka avy amin'ilay biby izany.
|