plt_tn/jud/01/01.md

20 lines
764 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Joda dia mamaritra ny tenany ho mpanoratra ity taratasy ity ary miarahaba ireo mpamakiny. Angamba izy rahalahini Jesosy. Misy Joda roa hafa koa voalaza tao amin'ny Testamenta Vaovao.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ity taratasy ity dia manondro ireo Kristiana izay nanoratan'i Joda.
# Joda, mpanompon'i
Joda dia rahalahin'iJakoba. DH: "Izaho no Joda, mpanompon'i".
# Ary rahalahin'i Jakoba
Jakoba sy Joda dia rahalahin'i Jesosy.
# Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny fitiavana
"Famindram-po, fiadanana, ary fitiavana anie hitombo betsaka ho anareo". Ireo hevitra ireo dia lazaina toy ny hoe zava-bita izay afaka mitombo amin'ny habe na isa.