12 lines
608 B
Markdown
12 lines
608 B
Markdown
|
# Hataony izany
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ny famaizana noraisina tamin'ny andiany tany aloha.
|
||
|
|
||
|
# manompo ireo andriamanin-kafa ary miankohoka amin'izany ianareo
|
||
|
|
||
|
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny famaritana manaraka dia hoe ahoana ny olona "manompo ireo andriamanin-kafa."
|
||
|
|
||
|
# dia hirehitra aminareo ny hatezeran'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"nirehitra" dia sarin-teny amin'ny fiatombohan'ny hatezeran'i Yaveh, "nirehitra" tahaka ny afo na nanomboka ny "firehetana" na tsotra indrindra dia hoe manomboka mirehitra toy ahitra maina na ireo tahony madinika. D.H: "Hanomboka tezitra aminareo i Yaveh"
|