16 lines
696 B
Markdown
16 lines
696 B
Markdown
|
# Tsy ampy antsika ve ny fahotantsika tao Peora?
|
||
|
|
||
|
Ity fanontaniana ity dia manamafy izay fahamafisan'ny fahotan'izy ireo tany aloha. Izany dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Efa nanota mahatsiravina tao Peora isika!"
|
||
|
|
||
|
# Peora
|
||
|
|
||
|
Ity dia anaran-toerana.
|
||
|
|
||
|
# Izay mbola tsy nahadiovantsika ny tenantsika tamin'izany akory
|
||
|
|
||
|
D.H: "Dia mbola nanao ny holikin'ny fahotana izany ihany isiska"
|
||
|
|
||
|
# Tsy maintsy hiala amin'ny fanarahana an'i Yaveh ihany koa ve ianareo amin'ity andro androany ity?
|
||
|
|
||
|
Ity fanontaniana ity dia nampiasaina hitenenana mafy amin'ny olona amin'ny fahotan'izy ireo. Izany dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Tsy maintsy miala amin'ny fanarahana an'i Yaveh ianareo anio!"
|