plt_tn/jos/19/10.md

16 lines
280 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny antsapaka fahatelo
"Ny fotoana fahatelo nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Zebolona"
# fahatelo
isa fahatelo ao amin'ny lisitra
# Sarida...Marala... Dabeseta... Jokneama
Ireo dia anaran-toerana.
# tandrifin'i Jokneama
"avy eo am-pitan'ny Jokneana"