12 lines
484 B
Markdown
12 lines
484 B
Markdown
|
# teo anatrehan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Mety ho dikany dia 1) "amin'ny fankatoavana an'i Yaveh" na " 2) "eo anoloan'ny fiaran'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# dia nitsoka trompetra tandrok'osy izy ireo
|
||
|
|
||
|
"nampaneno ny trompetra mafy dia mafy izy ireo" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy ireo mpisorana"
|
||
|
|
||
|
# Nanaraka azy ireo avy ao aoriana ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Mety azo lazaina mazava izay nitondran'ny olona ny fiara tany. D.H: "Ny mpisorona izay nitondra ny fiaran'i Yaveh nanaraka azy ireo avy ao aoriana"
|