plt_tn/jos/03/07.md

12 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Yaveh milaza amin'i Josoa izay ataon'ireo mpisorona
# ho ataoko lehilahy mahery eo imason'ny Israely rehetra ianao
Etoana "imaso" dia manambara ny olona mahita sy mahatakatra. D.H: "Ny olona hahita izay ataoko ary anatanteraka fa efa nataoko lehilahy mahery ianao."
# amoron'ny ranon'i Jordana
Josoa dia manakaiky ny sisiny na ny moron'ny Reniranon'ny Jordana.