plt_tn/job/39/16.md

32 lines
856 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Mampijaly ...izy
Ny teny "izy" dia manondro ilay ostritsa vavy.
# ny asany
Ny asa izay ataony eo am-pandatsahana atody.
# ho very maina aza ny asany
Raha maty ny zanany, dia zava-poana avokoa ny asany rehetra. DH: "ho zava-pona raha maty ny zanany"
# nanala taminy ny fahendrena
"nampanadino azy ny fahendrena" na "tsy nanome fahendrena azy"
# fahalalana
Adikao tahaka ny ao amin'ny 11:4 io.
# Rehefa mihazakazaka
Io andininy io dia dia mampifanohitra ny fahalemeny amin'ny fikarakarana ny zanany. DH: "na dia izany aza, rehefa mihazakazaka izy"
# hiomehezany ...ny mpitaingina azy
Io dia milaza an-kolaka fa miomehy izy satria izy dia mahery mihazakazaka noho ny soavaly. DH: "Miomehy izy ...ny mpitaingina azy satria mahery mihazakazaka noho ny soavaly izy"