20 lines
1017 B
Markdown
20 lines
1017 B
Markdown
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
Ny teny "indro" dia manampy ny fanamafisana izay manaraka. DH: "Eny tokoa"
|
||
|
|
||
|
# misandratra amin'ny heriny Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "Tena mahery tokoa Andriamanitra" na 2) "Manandratra an'Andriamanitra ny olona satria Izy dia mahery"
|
||
|
|
||
|
# iza no mpampianatra toa Azy?
|
||
|
|
||
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy misy mpampianatra tahaka n'Andriamanitra. DH: "TRsy misy mpampianatra tahaka Azy." na "tsy misy mampianatra tahaka ny ataony."
|
||
|
|
||
|
# Iza no efa nampianatra Azy ny amin'ny lalany?
|
||
|
|
||
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy mbola nisy nampianatra an'Andriamanitra izay hataony. DH: "Tsy mbola nampianatra Azy izay tokony hataony;"
|
||
|
|
||
|
# Iza no mba afaka hiteny Azy hoe: 'Efa nanao ny tsy marina Ianao?
|
||
|
|
||
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy misy afaka manameloka an'Andriamanitra ny amin'ny efa nanaovana ny tsy marina. DH: "Tsy misy afaka miteny akory hoe: 'efa nanao ny tsy marina Ianao.'"
|