12 lines
802 B
Markdown
12 lines
802 B
Markdown
|
# moa ve tsy misy na iza na iza maninjitra ny tanany hitalaho famonjena rehefa lavo izy? Moa ve tsy misy olona manana olana ka miantso vonjy
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "nanampy ny olona lavo aho raha nila fanampiana izy ireo. Nanampy ireo tra-doza aho raha nila fanampiana izy ireo." na 2) "Lavo aho, ary Andriamanitra dia tsy tokony hihevitra ahy ho manao ratsy raha mila ny fanampiany aho. Azon-doza aho, mazava hoazy aho noho izany raha miantso vonjy!"
|
||
|
|
||
|
# Tsy nitomany ho an'izay tra-pahoriana ve aho? ...tsy nalahelo ny olona ory ve aho?
|
||
|
|
||
|
"Fantatra aho fa nitomany ...fahoriana, ary nalahelo ny olona ory!"
|
||
|
|
||
|
# niandry ny hazavana aho ...ny aizina indray no tonga
|
||
|
|
||
|
Eto, ny "hazavana" dia mampiseho ny fitahian'Andriamanitra sy ny fankasitrahana ary ny "aizina" dia mampiseho ny olana sy fijaliana.
|