plt_tn/job/22/15.md

20 lines
827 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.
# Hitandrina ny lalana taloha izay nalehan'ny olona ratsy fanahy ve ianao
Ny fanaovana asa ratsy eto dia resahina toy ny hoe fandehanana amin'ny lalana. DH: "Hanahy ny zavatra izay ataon'ny olona ratsy fanahy ve ianao"
# ireo izay nesorina talohan'ny fotoany
Ny fahafatesana eto dia resahina toy ny hoe nesorin'Andriamanitra. DH: "ireo izay maty" na "ireo izay nesorin'Andriamanitra"
# ireo izay voafaoka toy ny renirano ny fototr'izy ireo
Ny fahafatesan'ny olona ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe trano izay nofaon'ny tondra-drano ny fotony.
# Inona no azon'ny Tsitoha atao aminay
Mitanisa ny fanontaniana fampiasan'ny ratsy fanahy mba hanesoana an'Andriamanitra i Elifaza. DH: "Tsy afaka manao na inona na inona aminay ny Tsitoha!"