16 lines
973 B
Markdown
16 lines
973 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny:
|
|||
|
|
|||
|
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Zofara.
|
|||
|
|
|||
|
# Tsy fantatrao ve izao zava-misy izao hatramin'ny andro fahiny ... maharitra fotoana fohy ihany?
|
|||
|
|
|||
|
mampiasa io fanontaniana io i Zofara mba hahatonga an'i Joba hisaina lalina ny amin'izay hoteneniny. DH: "Efa fantatra fony andro fahiny tokoa ny marina ...maharitra fotoana fohy ihany."
|
|||
|
|
|||
|
# ny fandresen'ny olona ratsy fanahy dia fohy
|
|||
|
|
|||
|
Ny anarana "fandresana" dia azo adika ho matoanteny "mandresy" "na "mankalaza." DH: "Fotoana fohy ihany no handresen'ny ratsy fanahy" na "Fotoana fohy ihany ny hankalazan'ny ratsy fanahy"
|
|||
|
|
|||
|
# ny hafalian'ny mpaniratsira dia maharitra fotoana fohy ihany
|
|||
|
|
|||
|
Ny anarana "hafaliana" dia azo adika amin'ny matoanteny "mifaly" na mpamaritra "faly." Ny teny "fotoana fohy" dia fanitarana mba hanamafisana fa ny fotoana dia tena fohy tokoa. DH: "fotoana fohy ihany no hifalian'ny mpaniratsira" na "ny mpaniratsira dia faly ao anatin'ny fotoana fohy dia fohy ihany
|