plt_tn/job/19/28.md

24 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.
# Ahoana no hanenjehantsika azy!
Io dia filazana fihetsem-po. Ireo mety ho heviny dia 1) hanenjika an'i Joba tokoa izy ireo na 2) hanenjika azy foana izy ireo.
# Ny fototr'ireo fahoriany dia ao aminy
Ny "fototra" dia mampiseho loharano. DH : "izy no loharanon'ny olany" na "manana ireo olana rehetra ireo izy nohon'ny zavatra vitany"
# ary matahora ny sabatra
Ireo mety ho hevitra izay asehon'ny sabatra dia 1) mitsara azy ireo Andriamanitra. DH: "ary matahora fa hitsara anareo Andriamanitra" na 2) mamono azy ireo Andriamanitra. DH: "ary matahora fa hamono anareo Andriamanitra"
# satria ny fahatezerana dia hahatonga famaizana amin'ny sabatra
Eto, ny "mahatonga" dia sarin-tenin'ny "valiny" na "vokany." Ny anarana "fahatezerana" sy ny "famaizana" dia azo aseho amin'ny mpamaritra "tezitra" sy matoantoanteny "manafay." Ireo mety ho heviny dia 1) Miteraka famaizana ny fahatezeran'Andriamanitra. DH: "Satria ho tezitra aminareo Andrianmanitra ary dia hanafay anareo" na 2) ny fahatezeran'ny naman'i Joba dia miteraka famaizana. DH: "raha tena tezitra amiko ianareo, dia hanasazy anareo Andriamanitra"
# misy ny fitsaràna
Ny anarana "fitsarana" dia azo adika amin'ny matoanteny "mitsara". DH: "Andriamaniytra dia mitsara ny olona"