plt_tn/job/11/15.md

24 lines
931 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hanandratra ny tavanao tsy misy famantarana henatra tokoa ianao
"manandratra ny tavanao" dia mampiseho ny fahazaran'ny olon iray izay matoky sy e herim-po.
# ho tsaroanao toy ny rano izay nikoriana fotsiny izany
Mapitaha ny fahoriana amin'ny rano mikoriana ka misosa i Zofara. DH: " Ho tsaroanao tokoa izany, fa ny fahoriana dia ho lasa, tahaka ny rano izay efa nikoriana"
# Hamiratra...toy ny maraina izany.
Mamerina hevitra mitovy i Zofara mba hanamafisana.
# Hamiratra noho ny amin'ny mitataovovonana ny fiainanao
Ny famiratana dia maneho fananan-karena sy hafaliana. DH: "Ho voahambina sy ho fifaliana tahaka ny mitatao vovonana ny fiainanao".
# na dia nisy aizina aza
Ny aizina dia mampiseho loza sy alahelo. DH: "na dia nisy aza ny loza sy ny alahelo"
# ho tonga toy ny maraina izany
Ny maraina dia mampiseho hazavana, izay mampiseho fanambinana sy fifaliana. DH: "ho voahambina sy faly tahaka ny maraina izany"