16 lines
601 B
Markdown
16 lines
601 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Eto amin'ireto andininy ireto dia misy fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara fototra raha miteny amintsika Jaona ny amin'ny fomba nanatanterahan'ireo tranga ireo ny Soratra Masina ho marina.
|
||
|
|
||
|
# mba hahatanteraka ny Soratra Masina
|
||
|
|
||
|
DH: "mba hahatanteraka ireo teny izay nosoratan'olona tao amin'ny Soratra Masina"
|
||
|
|
||
|
# Tsy hisy ho tapaka na dia iray amin'ny taolany aza
|
||
|
|
||
|
Ity dia teny nindramina tao amin'ny Salamo 34. DH: "tsy hisy olona hanapaka ny taolany"
|
||
|
|
||
|
# Izy ireo dia hijery Azy izay nolefonin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ity dia teny nindramina avy tao amin'i Zakaria 12.
|