20 lines
780 B
Markdown
20 lines
780 B
Markdown
|
# Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko ... fa ankehitriny efa sady hitany no halany Izaho sy ny Raiko
|
||
|
|
||
|
Ny mankahala an'Andriamanitra Zanaka dia mankahala an'Andriamanitra Ray.
|
||
|
|
||
|
# Ray
|
||
|
|
||
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Raha tsy nahavita ireo asa izay tsy nataon'ny olon-kafa teo anivon'izy ireo Aho, dia tsy ho nanan-keloka izy ireo, fa
|
||
|
|
||
|
DH: "Satria nanao ny asa izay mbola tsy nataon'iza na iza teo amin'izy ireo Aho, dia nanota izy ireo, ary"
|
||
|
|
||
|
# hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin'ny lalàn'izy ireo
|
||
|
|
||
|
DH: "mba hanatanteraka ny faminaniana izay ao amin'ny lalàn'izy ireo
|
||
|
|
||
|
# lalàn'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ny ao amin'ny Testamenta Taloha iray manontolo amin'ny ankapobeny, izay misy ny fampianaran'Andriamanitra rehetra ho an'ireo vahoakany.
|