16 lines
562 B
Markdown
16 lines
562 B
Markdown
|
# Jesosy nanandratra ny masony
|
||
|
|
||
|
Ity dia fomba fiteny midika hoe mijery ambony. DH: "Jesosy dia nijery ambony tany an-danitra"
|
||
|
|
||
|
# Ray ô, misaotra Anao Aho satria nihaino Ahy Ianao
|
||
|
|
||
|
Jesosy nivavaka mivantana tamin'ny Ray mba hafahan'ny olona manodidina mahare ny vavaka ataony. DH: "Ray, misaotra Anao Aho fa nihaino Ahy Ianao" na "Ray, misaotra Anao Aho fa nandre ny vavaka nataoko Ianao."
|
||
|
|
||
|
# Ray
|
||
|
|
||
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# mba hafahan'izy ireo mino fa Ianao no naniraka Ahy
|
||
|
|
||
|
"Izaho dia te-hampino azy ireo fa Ianao no naniraka Ahy"
|