12 lines
720 B
Markdown
12 lines
720 B
Markdown
|
# fitiavany
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana na fitiavan'olombelona ho an'ny namana sy fianakaviana.
|
||
|
|
||
|
# Moa ve tsy hain'ity lehilahy ity, izay nampahiratra ny mason'ilay jamba, ny manao izay tsy ho nahafaty ity lehilahy ity koa?
|
||
|
|
||
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatairan'ireo Jiosy ny amin'ny tsy nanasitran'i Jesosy an'i Lazarosy. DH: "Izy dia afaka manasitrana olona jamba, koa tokony nahavita nanasitrana io lehilahy io Izy dia tsy maty io lehilahy " na "Satria tsy nanasitrana io lehilahy io Izy, dia mety hoe tsy tena nanasitrana ilay lehilahy jamba araka ny filazan'izy ireo!"
|
||
|
|
||
|
# nampahiratra ny maso
|
||
|
|
||
|
Ity dia fomba fiteny. DH: "nanasitrana ireo maso"
|