20 lines
528 B
Markdown
20 lines
528 B
Markdown
|
# hitsangana indray izy
|
||
|
|
||
|
"ho velona indray izy"
|
||
|
|
||
|
# na dia maty aza izy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "maty" dia maneho ny fahafatesana ara-nofo.
|
||
|
|
||
|
# ho velona
|
||
|
|
||
|
Eto ny "velona" dia maneho ny fiainana ara-panahy.
|
||
|
|
||
|
# na iza na iza velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay
|
||
|
|
||
|
"Ireo izay velona sy mahatoky Ahy dia tsy ho voasaraka mandrakizay amin'Andriamanitra" na "Ireo izay velona sy mahatoky Ahy dia ho velona ara-panahy miaraka amin'Andriamanitra mandrakizay"
|
||
|
|
||
|
# tsy ho faty mandrakizay
|
||
|
|
||
|
Eto ny "maty" dia maneho ny fahafatesana ara-panahy.
|