plt_tn/jhn/09/26.md

12 lines
726 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo Jiosy dia mbola manohy miresaka amin'ilay lehilahy izay jamba teo aloha.
# nahoana ianareo no te-hihaino izany indray?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatairan'ilay lehilahy fa nanontany azy izay nitranga indray ireo mpitarika Jiosy. DH: "Gaga aho fa mbola te-hihaino izay nitranga tamiko indray ianareo!"
# Te-ho isan'ny mpianany ihany koa ve ianareo, sa tsy izany?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanampiana eso-teny amin'ny fanambaran'ilay lehilahy. Fantany fa ireo mpitarika Jiosy dia tsy te-hanaraka an'i Jesosy. Eto dia maniratsira azy ireo izy. DH: "Tahaka ny hoe te-ho mpianany koa ianareo!"