plt_tn/jhn/05/39.md

8 lines
285 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ao amin'ireo no anananareo fiainana mandrakizay
"Hahita ny fiainana mandrakizay ianareo raha mamaky ireo" na "ny Soratra Masina dia hiteny anareo hoe ahoana ny afahanareo mahazo ny fiainana mandrakizay"
# tsy vonona ny hanatona Ahy ianareo
"Ianareo dia minia tsy mino ny hafatro"