plt_tn/jhn/04/43.md

16 lines
584 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara izay nandehanan'i Jesosy tany Galilia ary nanasitranana zazalahy iray. Ny andininy faha-44 dia manome antsika fampahafantarana fototra momban'ny zavatra nolazain'i Jesosy teo aloha.
# avy tao
avy tao Jodia
# ny mpaminany dia tsy manan-danja ao amin'ny taniny manokana
"Ny olona dia tsy mampiseho haja na voninahitra amin'ny mpaminany ao amin'ny taniny" na "Ny mpaminany dia tsy hajain'ny mponina ao amin'ny fiaraha-moniny manokana"
# tamin'ny andro firavoravoana
Eto ny firavoravoana dia ny Paska.