plt_tn/jhn/03/03.md

24 lines
888 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy sy Nikodemosy dia nanohy ny resany.
# marina, dia marina tokoa
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
# ateraka indray
"teraka avy any an-danitra" na "naterak'Andriamanitra"
# fanjakan'Andriamanitra
Ny teny hoe "fanjakana" dia sari-teny entina maneho ny lalàn'Andriamanitra. DH: "Toerana izay hanjakan'Andriamanitra"
# ahoana no hahateraka ny olona iray raha efa antitra izy?
Nampiasan'i Nikodemosy ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy afaky ny hitranga izany. DH: "Ny olona dia tsy afaka hateraka indray rehefa antitra!"
# Tsy afaka hiditra fanindroany ao an-kibon-dreniny izy ary hateraka, sa ve afaka?
Nikodemosy ihany koa dia nampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana ny finoany fa tsy mety intsony ny hateraka fandroany. "Azo antoka fa tsy afaka miditra fanindroany ao anatin'ny kibon-dreniny intsony izy!"