20 lines
605 B
Markdown
20 lines
605 B
Markdown
|
# Hamerina
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro an'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# hihinana Karmela sy Basana izy
|
||
|
|
||
|
"Israely dia hinana ny sakafon'i Karmela sy Basana."
|
||
|
|
||
|
# Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 33:14.
|
||
|
|
||
|
# ho tadiavina ao Israely ny heloka, nefa tsy hahita. Hanontany ny momban'ny fahotan'i Joda Aho, nefa tsy hahita
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no miaraka dia manamafy fa Yaveh dia hamela tanteraka ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# ho tadiavina ao Israely ny heloka, nefa tsy hahita
|
||
|
|
||
|
DH: "Hitady heloka eo amin'ny vahoakan'Israely Yaveh saingy tsy hahita."
|