plt_tn/jer/49/37.md

16 lines
323 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka mahakasika izay hitranga any Elama Yaveh
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# handefa ny sabatra
DH: "handefa ny fahavalony hamono azy ireo"
# hametraka ny seza fiandrianako
DH: "hametraka ny fitantanako eo amin'..."