plt_tn/jer/42/15.md

12 lines
498 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hanenjika anareo any amin'ny tany Egypta ny sabatra izay atahoranareo
DH: "dia hiaina ny voka-dratsin'ny ady any ianareo."
# Hanaraka anareo any ny mosary izay ahianareo
Ny mosary eto dia toy ny zavatra izay afaka manenjika zavatra hafa. DH: "Mitaintaina amin'ny mosary ianareo tao Israely fa raha mankany Egypta ianareo dia hijaly mosary any"
# ny lehilahy rehetra
Ny lehilahy dia nampiasaina mba hanondroana ny vohaoka rehetra satria izy ireo no loham-pianakaviana. DH: "ny olona rehetra"