plt_tn/jer/36/07.md

24 lines
656 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manome toromarika an'i Baroka i Jeremia.
# Angamba
"mety"
# fitalahoan'izy ireo famindram-po
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ireo olona ao an-tranon'i Yaveh sy ny vahoakan'i Joda izay tonga tao amin'ny tranon'i Yaveh avy any amin'ny tanànan'izy ireo avy.
# ho tonga eo anatrehan'i Yaveh ihany ny fitalahoan'izy ireo famindram-po
DH: "Hihaino ny talahon'izy ireo famindram-po Yaveh."
# Angamba hiala amin'ny lalan-dratsiny ihany ny olona tsirairay
"Mety hibebaka izy ireo; ny olona tsirairay avy amin'ny fomba ratsiny"
# amin'ny lalan-dratsiny
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:11.