plt_tn/jer/35/15.md

12 lines
424 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hiala amin'ny fomba ratsiny ka hanao asa tsara
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiarahana mba ho fanamafisana.
# hanaraka andriamanitra hafa ary hanompo azy ireo
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiarahana mba ho fanamafisana.
# Na izany aza mbola tsy hihaino ahy na hifantoka amiko ianareo