12 lines
474 B
Markdown
12 lines
474 B
Markdown
|
# hamafazako ireo ankohonan'Israely sy Joda mbamin'ireo taranak'olombelona sy bibidia
|
||
|
|
||
|
"Hampitombo ny lehilahy sy bibidia tahaka ny mpamboly mamafy voa Aho" na "Hampitombo ny mponina sy ireo biby ao amin'ireo fanjakan'i Joda sy Israely Aho."
|
||
|
|
||
|
# narahako maso izy ireo mba hanongotana azy ireo sy hanimbana azy ireo
|
||
|
|
||
|
"nitady fomba hanongotana azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# hanongotana ... hanimbana ... handravana, hamotehana ... hanasiana
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao an'ireo tao amin'ny 1:9.
|