24 lines
883 B
Markdown
24 lines
883 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# ireo olon-tianao rehetra
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia mamaritra an'Israely ho toy ny vehivavy mampirafy izay maka olon-tiana hafa toy izay ny vadiny. Eto ny "olon-tiana" dia manondro ireo firenena hafa. Nifandray tamin'izy ireo ireo Israelita ary nanompo ireo andriamanitr'izy ireo raha tokony nahatoky an'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Tsy hitady anao izy ireo
|
||
|
|
||
|
"tsy te ho namanao intsony izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# fa efa nandratra anao tamin'ny ferin'ny fahavalo
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa Yaveh dia nitondra ny olony toy ny nitondrany ireo fahavalony.
|
||
|
|
||
|
# ahoana ianao no miantso vonjy nohon'ny ratranao
|
||
|
|
||
|
Nametra-panontaniana Yaveh teto mba ampisainana ireo olona momban'ny antony hiantson'izy ireo vonjy ankehitriny. DH: "Aza miantso vonjy noho ireo ratranao."
|
||
|
|
||
|
# ireo fahotanao tsy tambo isaina
|
||
|
|
||
|
" ireo otanao izay be loatra ka tsy voaisa intsony"
|