plt_tn/jer/28/15.md

4 lines
202 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'ny fahafiton'ny volana
Io dia ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny volana Septembra ary fiandohan'ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana.