plt_tn/jer/25/15.md

12 lines
467 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ity kapoakan-divain'ny fahatezerana ity ary aoka ireo firenena rehetra izay anirahako anao hisotro izany
Nandidy fanasaziana Yaveh hanombohana azy.
# aoka ireo firenena rehetra izay anirahako anao hisotro izany
DH: "hampiaina izany an'ireo firenena"
# hisotro izy ireo sy hotafintohina noho izany ary hivembena toy ny adala anoloan'ny sabatra izay alefako eo amin'izy ireo
Ireo izay miaina ny vokatry ny sazy mahery vaika an'i Yaveh dia ho toy ny olona adala.